Anda di halaman 1dari 2

Ma.Mi.

Na search this site

Malagasy Mizara Nahandro

                         By Andry Rungi

Home Recettes Ingrédients Astuces & Vertus Poésies & cuisine Infos Utiles Vie sociale
Se connecter

Cochon de lait

Soumis par Andry Mamina le mar, 07/12/2016 - 16:11


704

KITONOTONO - TSAKY : COCHON DE LAIT - 


Zavatra ilaina : 
kisoa kely 1 volana sy tapany
« 4 épices »
tongolo gasy
« sauce hokman »
« sauce soja »
tantely ary menaka
Fikarakarana azy:
- alaina ny kisoa kely diovina dia samahana roa avy any amin'ny lohany ka hatrany amin'ny
vodiny.
- afangaro ny 4 épices, tongolo gasy, hokman, sauce soja, tantely ary menaka dia hosorana
tsara ny vatany manontolo asiana hatrany anatiny. Avela hilona 1ora 30 minitra ilay izy, 
- Atsofoka anaty lafaro afaka miodina ary ahodina sy hosorana ny ambin'ilay fangaro « sauce
» afaka 5 minitra.
- 1ora no tokony handrahoana azy, ary isaky ny 15 minitra, dia manosotra tantely fotsiny ;
asiana ilay « sauce » indray dia ohatr'izay hatrany mandritra ny 1ora, tsara raha lafaoro vita
gasy ny anaovana azy (barika voamboatra ohatra )
Mazotoa o
nahandron'i Bejoh Andrianirina
 
Catégorie:  Tsakitsaky

Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire

User menu
Se connecter

Recette Numero:
Appliquer

Anda mungkin juga menyukai